João Lourenço
Fiseho

João Manuel Gonçalves Lourenço (teraka Lobito, 5 Martsa 1954) dia miaramila, mpahay tantara ary mpanao politika, filohan'i Angola nanomboka tamin'ny taona 2017.
Nitana toerana maromaro tao anatin'ny antoko sy tao amin'ny Fanjakana Angole izy, anisan'izany ny lefitry ny Antenimieram-pirenena teo anelanelan'ny 1986 sy 2017.
Handray ny toeran’ny filohan’ny Vondrona Afrikanina izy manomboka ny 15 febroary 2025, mandritra ny 1 taona.