Hankany amin'ny vontoatiny

Jean de la Valette

Avy amin'i Wikipedia
Jean de la Valette
Ankapobeny
AnaranaJean de la Valette
Teraka1494
Toerana-
Maty21 Aogositra 1568
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Frantsa
Asa :Tsy fantatra
Fiainana manokana
Jean de La Valette

Jean de la Valette, fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe Jean Parisot de La Valette (teraka 1494 tao Parisot, ao amin'ny departemantan'i Tarn-et-Garonne,  Frantsa ankehitriny; maty ny 21 Aogositra 1568 tao Birgu, Malta), dia Grand Maitre faha-49 tao amin'ny Didin'ny Malta (Ordre de Malte) nanomboka tamin'ny 1557 ka hatramin'ny nahafatesany ary mpanorina an'i Valetta, renivohitr'i Malta ankehitriny.


Nandray anjara lehibe tamin'ny fiarovana an'i  Malta (1565) tamin'ny Empira Otomana sy tamin'ny fananganana ny renivohitra, Valetta.


jereo koa

[hanova | hanova ny fango]