Jean Kambanda

Avy amin'i Wikipedia

I Jean Kambanda dia piraiminisitry ny goveremanta mpisolo toerana vonjimaika nandritra ny famongoran-taranaka tao Roanda. Teraka tamin'ny 19 Ôktôbra 1955 izy. Nampangaina ho tompon'adraikitra tamin'ilay famongoran-taranaka izy, toy ny ankamaroan'ireo mpikambana tao amin'ny governemanta notarihiny. Niaiky heloka teo anatrehan'ny Tribunal pénal international pour le Rwanda (TPIR) izy.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]