James II (Angletera)
Fiseho
| James II (Angletera) sy James VII (Ekosy) | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | James II (Angletera) sy James VII (Ekosy) | ||
| Teraka | 14 Oktobra 1633 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 16 Septambra 1701 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | Tsy fantatra | ||
| Fiainana manokana | |||

James II sy VII (*14 Oktobra 1633 - 16 Septambra 1701) dia Mpanjakan'i
Angletera sy Irlandy tamin'ny naha James II sy Mpanjakan'i
Ekosy tamin'ny naha James VII azy tamin'ny nahafatesan'ny zokiny lahy Charles II, tamin'ny 6 Febroary 1685, mandra-pialana azy tamin'ny Revolisiona Be voninahitra 1688. Ilay mpanjaka katolika farany tany Angletera sy Ekosy ary Irlandy, ny fitondrany dia tsaroana indrindra ankehitriny noho ny ady ara-pivavahana.
Mpanjakan'i Fanjakana Mitambatra
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Charles II 1660-1685 | James II & VII 1685–1688 | Mary II 1689-1694 sy William III - 1689-1694 |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : James II of England |