Hankany amin'ny vontoatiny

Jamal Musiala

Avy amin'i Wikipedia
Jamal Musiala
Ankapobeny
AnaranaJamal Musiala
Teraka26 Ferbroary 2003
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Alemaina
Asa :
Fiainana manokana
Jamal Musiala

Jamal Musiala dia mpilalao baolina kitra mizaka ny zom-pirenen'i  Alemaina teraka ny 26 Febroary 2003 tao Stuttgart.

Efa nilalao tao amin’ny Bayern München izy hatramin’ny taona 2020.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]