Hankany amin'ny vontoatiny

Jair Bolsonaro

Avy amin'i Wikipedia
Jair Bolsonaro
Ankapobeny
AnaranaJair Bolsonaro
Teraka21 Martsa 1955
ToeranaGlicério
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Brazila
Asa :
Fiainana manokana

Jair Messias Bolsonaro dia mpanao politika sy filohan'i  Brazila (2019-2022), teraka ny 21 Martsa 1955 tao Glicério

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Ny vadiny dia Michelle Bolsonaro, Rogéria Nantes Nunes Braga. Ny zanany dia Flávio Bolsonaro, Carlos Bolsonaro, Eduardo Bolsonaro, Renan Bolsonaro, Laura Bolsonaro.

Fifidianana filoham-pirenena

[hanova | hanova ny fango]

Voafidy ho Filoham-pirenena federaly izy nandritra ny fifidianana filoham-pirenena tamin'ny taona 2018.

Filohan'i Brezila

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Filohan'i Brezila faha-38 mpandimby
Michel Temer
Jair Bolsonaro
2019-2022
Luiz Inácio Lula da Silva

Izy dia solombavambahoaka federaly ho an'ny Rio de Janeiro teo anelanelan'ny taona 1991 sy 2018

Antoko: Antoko Liberaly


Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]