Aller au contenu

Jüri Ratas

Avy amin'i Wikipedia
Jüri Ratas

Jüri Ratas (teraka ny 2 Jolay 1978) dia mpanao politika Estoniana izay praiminisitra  Estonia nanomboka tamin'ny 2016 ka hatramin'ny 2021 ary mpitarika ny Antoko Center nanomboka tamin'ny 2016 ka hatramin'ny 2023, ary ben'ny tanànan'i Tallinn nanomboka tamin'ny 2005 ka hatramin'ny 2007.

Praiministra Estonia

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Praiminisitra Estonia mpandimby
Taavi Rõivas Jüri Ratas
2016-2021
Kaja Kallas (2021-2024)