Hankany amin'ny vontoatiny

Jôanesy Krisôstômôsy

Avy amin'i Wikipedia
Joanesy Krisôstômôsy
Ankapobeny
AnaranaJoanesy Krisôstômôsy
Terakataona 349
Toerana-
Maty15 Septambra 407
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaEmpira Bizantina
Asa :
Fiainana manokana

I Jôanesy Krisôstômôsy na Joany Krisôstômo dia mpanao asa soratra, mpanoratra tao amin' ny Empira Bizantina teraka tamin' ny taona 349 ary maty tamin' ny 15 Septambra 407. Amin' ny teny grika io anarany io dia Ἰωάννης ὁ Χρυσόστομος / Iôannês o Khrysostomos. Arsevekan' i Kônstantinôpla izy sady heverina ho anisan' ny Rain' ny Fiangonana.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
  • Ao amin'i Freebase:
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.