Hankany amin'ny vontoatiny

Hedera helix

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Ivoara (zavamaniry))
Ivoara mandady any Dover, UK

Ny Hedera helix dia karazana zavamaniry mamony ao amin' ny fianakaviana Araliaceae. Izy io dia teratany any amin' ny ampahany be amin' i Eorôpa sy any amin' ny ampahany amin' i Azia Andrefana. Izy io dia vahy maitso ravina lalandava, mianka, maniry miondinkodina eny amin' ny vatan-kazo, amin' ny rindrina, amin' ny fefy, ao amin' ny zaridaina, amin' ny toerana maitso ary avy ivelan' ny faritra onenana sy amiasain' ny olombelona. Ny Hedera helix dia malaza amin' ny maha zavamaniry fanao haingo azy, ary lasa maniry tsara any ivelan' ny faritra niaviany.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]