Hankany amin'ny vontoatiny

Itanhaém

Avy amin'i Wikipedia

24°10′59″S 46°47′20″W / 24.183060°S 46.788890°W / -24.183060; -46.788890

Itanhaém
-
Velarantany599,017 km2
Haavo
Isan'ny mponina96,222
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
FirenenaBrazila Brazila
Fanjakana
Faritany São Paulo
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina
Itanhaem

Itanhaém dia tanàna ao amin'ny faritany mizaka tenan'i  São Paulo ao amin'ny  Brazila. Ny tanàna dia anisan'ny faritra metropolitan'i Baixada Santista manodidina ny seranan-tsambon'i Santos, manodidina ny 55 km any atsinanana. Manodidina ny 75 km eo ho eo ny halavirana mankany São Paulo renivohitra. Ny isam-ponin'i Itanhaém dia 96.222 mponina araka ny fanisana natao tamin'ny taona 2008. 599 km².

Anisan'ny kaominina ihany koa ny nosy Queimada Grande sy ny nosy kely mifanila aminy Queimada Pequena.