Itá (Santa Catarina)
27°17′S 52°19′W / 27.283°S 52.317°W
Itá (Santa Catarina)
| |||
| Velarantany | 165,46 km2 | ||
| Haavo | |||
| Isan'ny mponina | 9,308 | ||
| Ben'ny tanàna | |||
| Firenena | |||
| Fanjakana | |||
| Faritany | |||
| Faritra | |||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | |||

Itá (Santa Catarina) dia tanàna ao amin'ny fanjakana mizaka tenan'i
Santa Catarina ao amin'ny
Brazila.
Tanàna voalamina tsara i Itá, miorina ao amin'ny lohasahan'ny Reniranon'i Rio Orogoay, iray amin'ireo renirano lehibe ao Santa Catarina. Tsy lavitra an'i Itá no misy orinasa mpamokatra herinaratra lehibe, izay nitarika ny fananganana tanàna vaovao teo an-tampon-kavoana mba hiarovana azy amin'ny tondra-drano. Rehefa tondraky ny Reniranon'i Rio Orogoay ilay tanàna taloha, dia ny tilikambon'ny fiangonana taloha ihany no hita. Manana toeram-pizahantany ihany koa ilay tanàna, Itá Thermas Park, izay nosokafana tamin'ny 12 Novambra 2004.
Kaominina manamorona ny sisin-tany: Seara, Concórdia, Paial, Aratiba, Arabutã, Barra do Rio Azul sy Itatiba do Sul.
Halavany mankany an-drenivohitra (Florianópolis): 510 km
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Itá (Santa Catarina) |