Aller au contenu

Isaac Herzog

Avy amin'i Wikipedia
Isaac Herzog

I Isaac Herzog dia mpisolovava, mpanao pôlitika mizaka ny zom-pirenen' i  Israely teraka ny 22 Septambra 1960 ao Tel-Aviv-Jaffa. Izy koa no filohan' i Israely nanomboka ny 21 Jolay 2021.

Isaac Herzog dia zanaky ny mpisolovava, manamboninahitra ary mpanao politika Chaim Herzog, izay filohan' i Israely tamin' ny 1983 ka hatramin' ny 1993.