Ireneo avy any Logdanoma

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Irénée de Lyon)
Ireneo avy any Logdanoma
Ankapobeny
Anarana Ireneo avy any Logdanoma
Teraka Taona 130
Maty Taona 202
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Roma Taloha
Asa :
Fiainana manokana

Ireneo avy any Logdonoma na Ireneosy avy any Smirna dia teolojiana mizaka ny zom-pirenen'i Roma Taloha teraka ny 130 tao Azia Minora ary maty ny 202 na 208. Isan'ireo Rain'ny Fiangonana naohitra ny gnostisisma izy. Fahakeliny dia nandre ny fampianaran'i Polikarpa, izay mpianatr'i Joany evanjelista, izy. Tonga evekan'i Logdonoma (frantsay: Lyon) izy tamin'ny taona 177. Niady tamin'ny fampianaran'ny gnostisisma izy nandritra ny naha eveka azy ka nanoratra boky ho amin'izany izy. Amin'i Ireneo dia ny Fiangonana no mpiambina ny fahamarinana sy ny finoan'ny Apostoly izay nipoitra tamin'ny Soratra Masina.

Atao hoe Irenaeus Lugdunensis izy amin'ny teny latina fa Εἰρηναῖος Σμυρναῖος / Eirênaĩos Smyrnaĩos kosa amin'ny teny grika.

Jereo koa[hanova | hanova ny fango]

Rohy ivelany[hanova | hanova ny fango]

  • Ao amin'i Freebase: [1]
Mbola ambangovangony ity lahatsoratra ity ary tokony hofenoina.

Azonao atao ny mandray anjara eto amin'ny Wikipedia amin'ny alàlan'ny fanitarana azy.
Jereo koa ny pejy Ahoana ny manao takelaka rehefa te-hijery hoe ahoana no fanaovana azy.