Irlandy Avaratra
Fiseho


Irlandy Avaratra (anglisy: Northern Ireland) dia ampahany amin'ny
Fanjakana Mitambatra any Britaina Lehibe sy Irlandy Avaratra. Izy io dia misy enina amin'ireo distrika sivy ao amin'ny faritany Irlandey manan-tantara any Ulster any avaratra atsinanan'ny Nosy irlandey.