Indriidae
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Indridae)

Ny Indriidae na Indridae dia fianakaviam-biby ao amin' ny filaharana Primates. Ny karazana rehetra ao amin' ny Indriidae, toy ny Lemuriformes rehetra, dia tsy hita afa-tsy eto Madagasikara.
Fansokajiana
[hanova | hanova ny fango]Vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]

Misy vondron-karazana dimy ny ao amin' ny fianakaviana Indriidae: ny telo amin' ireo dia mbola velona (Avahi sy Indri ary Propithecus) fa ny roa kosa dia efa lany tamingana (Archaeolemur sy Hadropithecus).
Karazana sy zana-karazana
[hanova | hanova ny fango]- Archaeolemur (lany tamingana)
- Archaeolemur edwardsi (lany tamingana)
- Archaeolemur majori (lany tamingana)
- Avahi
- Avahi cleesei
- Avahi laniger
- Avahi occidentalis
- Avahi unicolor
- Hadropithecus (lany tamingana)
- Hadropithecus stenognathus (lany tamingana)
- Indri
- Indri indri
- Indri indri indri
- Indri indri variegatus
- Indri indri
- Propithecus (sifaka)
- Propithecus candidus
- Propithecus coquereli
- Propithecus deckenii
- Propithecus deckenii deckenii
- Propithecus deckenii coronatus
- Propithecus diadema
- Propithecus diadema diadema
- Propithecus diadema marshi
- Propithecus diadema candidus
- Propithecus edwardsi
- Propithecus perrieri
- Propithecus tattersalli
- Propithecus verreauxi
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Primates
- Strepsirrhini
- Lemuriformes
- Lemuroidea
- Indridae
- Lemuroidea
- Lemuriformes
- Strepsirrhini
- Cheirogaleidae- Daubentoniidae - Indridae - Lemuridae - Lepilemuridae