Indigofera

Ny Indigofera dia vondron-karazan-javamaniry mamony, roa ravin-tsimoka, ao amin' ny fianakaviana Fabaceae, ao amin' ny filaharana Fabales. Manana karazana mihoatra ny 750 eo ho eo izy io, ary saika any amin' ny faritra mafana no aniriany; misy karazana vitsivitsy tonga any amin' ny faritra manana toetany antonony any Azia Atsinanana.
Matetika ny zavamaniry ao amin' ny vondrona Indigofera dia hazobotry, ary vitsivitsy ny hazo madinika manana haavo 5-6 m, fa ny sasany kosa dia zavamaniry ahitra. Manana ravina mety mihintsana ny ankamaroany. Misy zana-pelana 5 ka hatramin' ny 31 ny raviny. Eo amin' ny 3 ka hatramin' ny 25 sm ny halavany. Kely ny voniny, mamorona vondrona manana halava 2 hatramin' ny 15 sm. Sakafo ho an' ny olitra amin' ny karazana lolo (Lepidoptera) sasany ireo zavamaniry ireo, anisan' izany ny samoinan' ny Agrostis segetum.
Ny karazana Indigofera
[hanova | hanova ny fango]
Tamin' ny Avrily 2025, ny Plants of the World Online dia nanaiky karazana 760 mahery eran-tany. Indreto ny karazana voafantina:
- Indigofera astragalina DC.
- Indigofera australis Willd.
- Indigofera candicans Aiton
- Indigofera cassioides Rottler ex DC.
- Indigofera cloiselii Drake
- Indigofera cordifolia B.Heyne ex Roth
- Indigofera decora Lindl.
- Indigofera arrecta Hochst. ex A. Rich.
- Indigofera galegoides DC.
- Indigofera glaucescens Eckl. & Zeyh.
- Indigofera hendecaphylla Jacq.
- Indigofera heterantha Wall. ex Brandis
- Indigofera hilaris Eckl. & Zeyh.
- Indigofera himalayensis Ali
- Indigofera hirsuta L.
- Indigofera howellii Craib & W.W.Sm.
- Indigofera kirilowii Maxim. ex Palibin
- Indigofera linifolia (L.f.) Retz.
- Indigofera marmorata Balf.f.
- Indigofera miniata Ortega
- Indigofera nephrocarpoides J.B.Gillett
- Indigofera nummulariifolia (L.) Livera ex Alston
- Indigofera pendula Franch.
- Indigofera rothii Baker
- Indigofera sokotrana Vierh.
- Indigofera spicata Forssk.
- Indigofera suffruticosa Mill. na Indigofera anil
- Indigofera szechuensis Craib
- Indigofera tinctoria L.
- Indigofera tsiangiana Metcalf