Incheon
Fiseho
37°28′N 126°39′E / 37.467°N 126.650°E
| Incheon | ||
| Velarantany | 964,53 km2 | |
| Isan'ny mponina | 3,212,237 | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | ||
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||
Incheon (koreana : 인천 , lit.renirano hendry) na Inchon , dia tanàna misy seranan-tsambo any
Korea Atsimo izay misy dimampolo kilometatra andrefan'ny renivohitra Seoul.
Olona 3,2 tapitrisa no mipetraka ao an-tanàna, ka izy no tanàna fahatelo be mponina indrindra ao Korea taorian'ny Seoul sy Busan.