Illya Zabarnyi
Fiseho
| Illya Zabarnyi | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Illya Zabarnyi | ||
| Teraka | 1 Septambra 2002 | ||
| Toerana | - | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

Illia Boryssovych Zabarni (okrainiana: Ілля Борисович Забарний), teraka ny 1 Septambra 2002 tao Kyiv, Okraina. Izy dia mpilalao baolina kitra iraisam-pirenena Okrainiana milalao ho mpiaro ny AFC Bournemouth.
Voafantina ho ekipam-pirenena Okrainiana izy, nanomboka tamin’i Frantsa nanomboka ny 7 oktobra 2020.
Klioba
[hanova | hanova ny fango]- 2020-2023 Dynamo Kyiv
- 2023- AFC Bournemouth
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Illya Zabarnyi |