Iôroba (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
Aller à la navigation Aller à la recherche
Vehivavy iôroba

Ny Iôroba dia vondrom-poko lehibe ao Afrika, izay monina indrindra ao Nizerià, manandrify ny morony ankavanana amin' ny ony Niger, nefa hita koa ao Benîno, ao Ganà, ao Tôgô, ao Borkina Fasô ary any Kôtidivoara izay iantsoana azy ireo hoe Anangô. Miteny iôroba ny ankamaroan' ny mponina iôroba.