Hosodoko
Apparence
Ny hosodoko dia taozavatry ny loko (ranoka, na vaingana) eo amina velarana (fametahana ilay loko) iray. Amin'ny taozavatra tsotra, io teny io dia mamisavisa ny asa sy ny vokatr'asa, lazaina hoe hosodoko. Afaka mandoko eo amin'ny rindrina, amin'ny taratasy, canvas, hazo, fitaratra, laky (laque), tanimanga na simenitra. Ny hosodoko dia mety voahaingo amin'ny volamena ; amin'ny hosodoko moderna sasantsasany dia misy materialy hafa toy ny vovoka, ny tanimanga sy taratasy.
Ny hosodoko amin'ny ankabobeny
[hanova | hanova ny fango]Tantara
[hanova | hanova ny fango]Fomba fandokoana
[hanova | hanova ny fango]Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]Boky
[hanova | hanova ny fango]- Daniel, H., (1971) "Encyclopedia of Themes and Subjects in Painting; Mythological, Biblical, Historical, Literary]