Hona (vahoaka)

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Hona)
Faritany teo ambany fifehezan' i Hona tamin' ny taona 450 tany ho any

Ny Hona dia vahoaka mpifindrafindra monina nonina tany Azia Afovoany, tany Kaokazy, ary tany Eorôpa Atsinanana teo anelanelan' ny taonjato faha-4 sy faha-6. Nanao fanafihana matetika sy nandrava tany amin' ny Empira Rômana Atsinanana ny Hona, indrindra fa teo ambany fitondran' ny mpanjaka Attila.