Hippopotamidae
Fiseho

Ny Hippopotamidae dia fianakaviam-biby mampinono, saika mitovy amin' ny lambo sy ny kisoa, matevin-koditra, miaina tsy lavitra ny toerana misy rano izay ilonany hampihenany ny hafanany. Karazany roa no mbola velona: ny Hippopotamus amphibius (karazana fantatra indrindra) sy ny Hexaprotodon liberiensis. (lalomena zeny). Manodidina ny efapolo taona eo ho eo ny androm-piainan' izy ireo. Ity fianakaviana ity taloha dia nahitana karazam-biby maro efa lany tamingana ankehitriny. Ny Hippopotamidae vondrona iray reny amin' ny Cetacea (ahitana ny trozona sy ny lambondriaka na feso sy ny maro hafa).
Vondron-karazana sy karazana fantatra
[hanova | hanova ny fango]Vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]Misy vondron-karazana miisa dimy fantatra.
- Hippopotamus (Linnaeus, 1758) :
- Hexaprotodon (Falconer et Cautley, 1836)
- Archaeopotamus
- Choeropsis
- Saotherium
Lisitry ny karazana
[hanova | hanova ny fango]- Hippopotamus (Linnaeus, 1758) :
- Hippopotamus amphibius
- Hippopotamus antiquus (karazana lany tamingana)
- Hippopotamus creutzburgi (karazana lany tamingana)
- Hippopotamus minor (karazana lany tamingana)
- Hippopotamus meltensis (karazana lany tamingana)
- Hippopotamus lemerlei (karazana lany tamingana)
- Hippopotamus laloumena (karazana lany tamingana)
- Hippopotamus gorgops (karazana lany tamingana)
- Hippopotamus karumensis (karazana apetraka vonjimaika ao amin' ilay vondrona, lany tamingana, fôsily)
- Hippopotamus aethiopicus (karazana apetraka vonjimaika ao amin' ilay vondrona, lany tamingana, fôsily)
- Hippopotamus protamphibius (karazana apetraka vonjimaika ao amin' ilay vondrona, lany tamingana, fôsily)
- Hippopotamus coryndoni (karazana apetraka vonjimaika ao amin' ilay vondrona, lany tamingana, fôsily)
- Hippopotamus afarensis (karazana apetraka vonjimaika ao amin' ilay vondrona, lany tamingana, fôsily, teo aloha napetraka ao amin' ny vondrona Trilobophorus)
- Hexaprotodon (Falconer sy Cautley, 1836)
- Hexaprotodon palaeindicus (fôsily)
- Hexaprotodon namadicus (fôsily) - angamba mitovy amin' ny eo ambony, H. palaeindicus
- Hexaprotodon bruneti
- Hexaprotodon sivalensis (fôsily)
- Hexaprotodon sp. (fôsily)
- Hexaprotodon liberiensis (apetraky ny mpanoratra sasany ao amin' ny vondrona Choeropsis)
- Hexaprotodon madagascariensis (lany tamingana, apetraky ny mpanoratra sasany ao amin' ny vondrona Choeropsis)
- Archaeopotamus - teo aloha tao amin' ny vondrona Hexaprotodon
- Archaeopotamus harvardi (fôsily)
- Archaeopotamus lothagamensis (fôsily)
- sy karazana iray na roa mbola tsy vokilasyn classées.
- Choeropsis (lalomena zeny)
- Choeropsis liberiensis
- Choeropsis madagascariensis - (tamin' ny vanim-potoana talohan' ny tantara)
- Saotherium - taloha nampidirina tao amin' ny vondrona Hexaprotodon
- Saotherium mingoz (fôsuily)