Aller au contenu

Himalaya

Avy amin'i Wikipedia
Himalaya
Everest

Ny Himalaya , dia tandavan-tendrombohitra any Azia, manasaraka ny lemak'ny zana-kaontinanta Indiana amin'ny Plateau Tibetana.

Ny Himalayas dia miampita faritany amin'ny firenena enina: Nepal, Sina, Pakistana, Bhutan, India ary Afganistana.