Hankany amin'ny vontoatiny

Hiiumaa

Avy amin'i Wikipedia
Hiiumaa
Hiiumaa

i Hiiumaa, ary nosy iray any avaratr'i Ranomasina Baltika, andrefan'i Tallinn i Hiiumaa. Mirefy 965 km² eo ho eo izy io, ary izy no nosy faharoa lehibe indrindra any  Estonia.

I Hiiumaa no nosy lehibe indrindra ao amin'ny Faritra Hiiu (antsoina koa hoe Hiiumaa na Hiiu Maakond amin'ny teny Estoniana), izay ahitana ihany koa ny nosy Kassari (19 km²) any atsimo sy ireo nosy kely maro.

Jeografia

[hanova | hanova ny fango]

I Hiiumaa no faritra be ala indrindra any Estonia. Eo amin'ny 60% eo ho eo amin'ny nosy no misy ala.

Jereo Koa

[hanova | hanova ny fango]