Henry VII (Angletera)
| Henry VII (Angletera) | |||
| Ankapobeny | |||
| Anarana | Henry VII (Angletera) | ||
| Teraka | 28 Janoary 1457 | ||
| Toerana | - | ||
| Maty | 22 Aogositra 1485 | ||
| Fiaviana sy ny andraikitra | |||
| Firenena | |||
| Asa : | |||
| Fiainana manokana | |||

I Henry VII (Angletera)(Tudor) (teraka ny 28 Janoary 1457, tao amin'ny Castle Pembroke, Kambria; maty ny 21 Aprily 1509 tao amin'ny Lapan'i Richmond) dia Mpanjakan'i
Angletera sy Tompon'i Irlandy nanomboka ny 22 Aogositra 1485 mandra-pahafatiny, ary mpanorina ny tarana-mpanjaka Tudor.
Izy no mpanjakan’i Angletera farany nahazo ny seza fiandrianana teo amin’ny sehatry ny ady, rehefa nandresy an’i Richard III (Angletera) tamin’ny ady tao Bosworth.
Fandimby ny seza fiandrianana
[hanova | hanova ny fango]Henry VII dia maty tamin'ny 1509 taorian'ny aretina naharitra tao amin'ny Lapan'i Richmond. Nalevina tao amin’ny fasana iray tsara tarehy tao amin’ny Abbey Westminster niaraka tamin’i Elizabeth vadiny izy. Taorian’ny nahafatesany, dia nandimby ny seza fiandrianana i Henry VIII, mpanjakan' i Angletera zanany faharoa.
Mpanjakan'Angletera
[hanova | hanova ny fango]| nodimbiasany | mpandimby | |
|---|---|---|
| Richard III 1483-1485 | Henry VII 1485-1509 | Henry VIII 1509-1547 |
| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Henri VII. of England |