Henry More
Fiseho

I Henry More dia filôzôfy anglisy tao amin' ny sekoln' ny Platônisianan' i Cambridge, teraka tamin' ny 12 Ôktôbra 1614 tao Grantham, Lincolnshire, ary maty tamin' ny 1 Septambra 1687 tao Cambridge.