Henry III (Angletera)
Fiseho
Henry III (Angletera)
| |||
Ankapobeny | |||
Anarana | Henry III (Angletera) | ||
Teraka | 1 Oktobra 1207 | ||
Toerana | - | ||
Maty | 16 Novambra 1272 | ||
Fiaviana sy ny andraikitra | |||
Firenena | ![]() | ||
Asa : | Tsy fantatra | ||
Fiainana manokana | |||

Henry III (Angletera), teraka 1 Oktobra 1207 - 16 Novambra 1272), fantatra koa amin'ny anarana hoe Henry of Winchester, dia Mpanjakan'i Angletera, Tompon'i Irlandy, ary Duke of Aquitaine nanomboka tamin'ny 1216 ka hatramin'ny nahafatesany tamin'ny 1272.
izy no zanaky ny Mpanjakan'i John.
Tamin'ny 1230, ny Mpanjaka dia nanandrana ny handresy indray ny faritanin'i Frantsa izay an'ny rainy taloha, fa ny fananiham-bohitra dia lozabe.
Mpanjakan'Angletera
[hanova | hanova ny fango]nodimbiasany | ![]() |
mpandimby | |
---|---|---|---|
John 1199-1216 |
Henry III 1216-1272 |
Edward I 1272-1307 |
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]![]() |
I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Henry III of England |