Hankany amin'ny vontoatiny

Henrique I (Portugal)

Avy amin'i Wikipedia
Kardinaly - Mpanjaka Henrique i (1590)

Henrique I (teraka ny 31 Janoary 1512 tao Lisboa, maty ny 31 Janoary 1580), nomena anaram-bosotra hoe ilay Madio sy ilay Kardinaly-Mpanjaka, dia Mpanjakan'i  Portogaly sy Algarve nanomboka tamin'ny 1578 ka hatramin'ny nahafatesany, ary koa Mpitsara Lehibe sy Kardinaly tao amin'ny Fiangonana Katolika nanomboka tamin'ny 1545.

Zanakalahy fahadimy an'ny Mpanjaka Manuel I sy ny vadiny faharoa, Maria avy any Aragon sy Castile izy, ary niasa ho mpitondra ny zana-drahalahiny Mpanjaka Sebastião I (Portugal) teo anelanelan'ny 1562 sy 1568.


nodimbiasany Mpanjakan'i Portogaly mpandimby
Sebastião I (Portugal)
1557-1578?
Henrique I (Portugal)
1578-1580
Philip II an'i Espaina
1580-1598

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]