Hankany amin'ny vontoatiny

Henri IV (mpanjakan' i Frantsa)

Avy amin'i Wikipedia
Henri IV
Ankapobeny
AnaranaHenri IV
Teraka13 Desambra 1553
Toerana-
Maty14 Mey 1610
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Frantsa
Asa :
Fiainana manokana

I Henri IV dia mpanjakan' i Navarre tamin' ny taona 1572 ary mpanjakan' i Frantsa tamin' ny taona 1589 hatramin' ny taona 1610. Teraka tamin' ny 13 Desembra 1553 izy ary maty tamin' ny 14 Mey 1610,

Izy no mpanjaka voalohany tao Frantsa avy amin' ny Tranon' i Bourbon, sampana zandriny amin' ny tarana-mpanjaka Kapetiana. Nampifandanjainy tamin' ny fomba tsotra ny tombontsoan' ny ankolafy katôlika sy ny ankolafy prôtestanta tany Frantsa ary koa teo amin' ireo fanjakana eorôpeanina. Novonoin' ny Katôlika mafana fo izy tany Paris tamin' ny taona 1610, ary ny zanany lahy Louis XIII no nandimby azy.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

I Antoine de Navarre no rainy. Ny vadiny dia i Marguerite de Valois, i Marie de Medici, i Gabrielle d'Estrées. Ny zanany dia i Louis XIII (Frantsa), i Elisabeth de France, i Christine Marie de France, i Gaston, duc d'Orléans, i Henriette Marie de France, i César, duc de Vendum, i Catherine Henriette de Bourbon, i Nicolas Henri, duc d'Orléans.

Mpanjakan'i Frantsa

[hanova | hanova ny fango]
nodimbiasany Mpanjakan'i Frantsa mpandimby
Henri III
1574 -1589
Henry IV
1589-1610
Louis XIII
1610-1643


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]