Helodranon' i Baly
Fiseho
16°00′00″S 45°18′00″E / 16.00000°S 45.30°E
Ny Helodranon' i Baly dia any amin' ny morontsiraka andrefan' i Madagasikara, ampahany amin' ny lakandranon' i Môzambika. Ny tontolo iainana any dia arovana amin' ny alalan' ny Valan-javaboarin' ny Helodranon' i Baly. Misy nosy vitsivitsy ny ao ka anisan' izany ny nosy Marotia.
Kaominina
[hanova | hanova ny fango]Tantara
[hanova | hanova ny fango]Tamin'ny taonjato faha-19, ny Helodranon'i Baly dia toerana fandefasana andevo (Makoa).[1]
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]- Helodranon' Ambaro
- Helodranon' Ampasindava
- Helodranon' i Baly
- Helodranon' i Bombetoka
- Helodranon' i Courrier
- Helodranon' i Diego-Suarez
- Helodranon' i Mahajamba
- Helodranon' i Narinda
- Helodranon' i Saint-Augustin
- Helodranon' i Tintingo
- Helodranon' Ivondro