Hoalan' i Ômàna

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Helodranon'i Omàna)
Ny toerana misy ny Hoalan' i Ômàna

Ny Hoalan' i Ômàna na Ranomasin' i Ômàna dia hoala ao amin' ny Ranomasimbe Indiana izay mampitohy ny Ranomasin' i Arabia amin' ny Hoala Persika. Ao amin' ny morony avaratra i Iràna, ao atsimony ny soltanatan' i Ômàna ary ao andrefany ny Emirata Arabo Mitambatra. Atao hoe خليج عمان / Khalyj 'Oman amin' ny teny arabo ary خليج مکران / Khlij-e Makran amin' ny teny persana.