Helodranon'i Adena

Avy amin'i Wikipedia
Sauter à la navigation Sauter à la recherche
Locatie Golf van Aden.PNG

Ny Helodranon'i Adena dia fari-dranomasina eo anelanelan'ny Tandrok'i Afrika (Somalia) sy ny Saikanosin'i Arabia (Iemena). Izy sy ny Ranomasina Mena no manasaraka an'i Afrika sy i Azia izy. Mampitohy ny Ranomasina Mena ao andrefana sy ny Ranomasin'i Arabia ao atsinanana izy amin'ny alalan'ny andilan-dranomasin'i Bab-el-Mandeb. Ny tanjona Goardafoy ao Somalia no mametra azy ao atsinanana.