Helika
Fiseho

Ny helika dia ny faritra lempona amin' ny foto-tsandry ao ambany, eo ambanin' ny soroka, eo amin' ny fihaonan' ny sandry sy ny tratra. Faritra miavaka sady tena mamoka hatsembohana ny helika noho ny fisian' ny fihary hatsembohana manokana maro be.