Hazoampela
Fiseho
Ny hazoampela na azoampela dia zavamaniry isan-karazany ao amin' ny vondron-karazana Hibiscus sy ao amin' ny fianakaviana Malvaceae. Indreto ny karazana tondroina amin' ireo anarana ireo:

Ankoatr' ireo anarana roa ireo dia indreto koa ny anarana hafan' ny Hibiscus diversifolius amin' ny teny malagasy: hoe: azoampela, dingombalala, hazoampela, kiliarivo, pingombalala, rangodrambalala, roibe, roimainty, saroso, sarosoala, sondrarajaza, sondraranjaza, sondraranjazamaosy, tsirangorangombalala, tsotso, tsotsy ary voaroibe.