Haplorrhini
Fiseho

Ny Haplorrhini dia iray amin' ny zana-pilaharana roa ao amin' ny Primates. Tsy toy ny Strepsirrhini ny Haplorrhini izay tsy amanana orona mando fa orona maina. Anisany ny fianakaviana Hominidae izay ahitana ny rajako sy ny olombelona.
Ny Haplorrhini dia ahitana ny zafim-pilaharana Tarsiiformes (izay tsy ahitana afa-tsy fianakaviana iray: ny Tarsiidae) sy ny Simiiformes (ny rajako sy ny olombelona). Toy izao kosa ny fitsinjaran' ny fianakaviana ao amin' ny Simiiformes:
- Simiiformes
- Platyrrhini
- Atelidae
- Pitheciidae
- Aotidae
- Cebidae
- Callitrichidae
- Catarrhini
- Cercopithecoidea
- Cercopithecidae
- Hominoidea
- Hylobatidae
- Hominidae
- Cercopithecoidea
- Platyrrhini