Hans Schreuder

Avy amin'i Wikipedia
I Hans Schreuder
Ny fiangonan' ny misiona loterana ao Ntjunjambili, tany Zululand, ao Afrika Atsimo, naorin' i eveka Schreuder. Milevina eo akaikin' io fiangonana io i Schreuder.
Ny fasan' i Schreuder ao Ntunjambili, Afrika Atsimo

I Hans Paludan Smith Schreuder dia misionera nôrveziana teraka tamin' ny 17 Jona 1817 tao Sogndal any Nôrvezy ary maty tamin' ny 27 Janoary 1882 tao Untunjambili ao Afrika Atsimo ankehitriny. Izy sy i Niels Thommesen no iraka voalohany nalefan' ny Misiona Nôrveziana na Norske Misjonsselskap (NMS) tamin' ny nandaozany an' i Christiana (i Oslo ankehitriny) mba hankanesany any Zululand tamin' ny 5 Jolay 843.