Hamandoana

Avy amin'i Wikipedia

Ny hamandoana dia fisian'ny rano na eton-drano ao amin'ny rivotra na ao amin'ny zavatra hafa toy ny lamba, ny mofo, sns. Ao amin'ny rivotra dia azo refesina amin'ny fandrefy hamandoana sady aseho amin'ny isanjato ny habeny.