Hankany amin'ny vontoatiny

Haluk Bilginer

Avy amin'i Wikipedia
Nihat Haluk Bilginer
Ankapobeny
AnaranaNihat Haluk Bilginer
Teraka5 Jona 1954
Toerana-
Fiaviana sy ny andraikitra
Firenena Torkia
Asa :
Fiainana manokana

Nihat Haluk Bilginer dia mpilalao sarimihetsika, mpilalao amin'ny fahitalavitra, mpilalao teatra ary talen'ny teatra Tiorka teraka ny 5 Jona 1954 tao Izmir, Tiorkia.

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Nanambady an'ireo mpilalao sarimihetsika Aşkın Nur Yengi (2006–2012) sy Zuhal Olcay (1992–2004) izy.

Rohy ivelany

[hanova | hanova ny fango]
Commons Haluk Bilginer ao amin'ny Commons