Hankany amin'ny vontoatiny

Icthyophaga vocifer

Avy amin'i Wikipedia
(tonga teto avy amin'ny Haliaeetus vocifer)
Icthyophaga vocifer

Ny Icthyophaga vocifer dia karazana voromahery lehibe ao amin' ny fianakaviana Accipitridae. Hita manerana an' i Afrika atsimon' i Saharà izy io, afa-tsy eto Madagasikara. Monina amin' ny toerana misy rano malalaka rehetra sy misy sakafo be dia be ity karazana ity. Izy io no vorom-pirenen' i Malaoy, i Namibia, i Zambia, ary i Zimbaboe. Tsy afangaro amin' ny Icthyophaga vociferoides (atao hoe ankoay) izy. Nantao hoe Haliaeetus vocifer izy io taloha.

Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]