Haliaeetus
Fiseho

Ny Haliaeetus dia vondron-karazana vorona mpihaza amin' ny andro, ao amin' ny fianakaviana Accipitridae izay mihinana trondro indrindra. Nampidirina tao amin' ny vondron-karazana Haliaeetus ny karazana ao amin' ny vondron-karazana Icthyophaga tamin' ny taona 2013, talohan' ny nameloman' ny International Ornithological Congress indray ny vondron-karazana Icthyophaga tamin' ny taona 2023, ary karazana 4 naverina ao indray. Fantatra indrindra amin' ny maha marik' i Etazonia azy, sady naha "vorona ôfisialy" azy ireo nanomboka tamin' ny taona 2024, ny Haliaeetus leucocephalus.
Karazana
[hanova | hanova ny fango]Araka ny fanasokajian' ny International Ornithological Congress (versiôna 15.1, 2025), ny vondron-karazana Haliaeetus dia asehon' ireto karazana efatra manaraka ireto:
- Haliaeetus leucocephalus -
- Haliaeetus leucoryphus
- Haliaeetus albicilla
- Haliaeetus pelagicus
- Haliaeetus vocifer -