Hankany amin'ny vontoatiny

Half Rose

Avy amin'i Wikipedia
Demi Rose Mawby
Ankapobeny
AnaranaDemi Rose Mawby
Teraka27 martsa 1957
ToeranaBirmigham
Fiaviana sy ny andraikitra
FirenenaAngleterre
Asa :mpanatontosa lamaody
Fiainana manokana

Demi Rose

[hanova | hanova ny fango]

Demi Rose Mawby, teraka tamin'ny 27 martsa 1955 tao Birmingham, Angletera, dia mpanantontosa lamaody Britanika. Malaza amin'ny bika aman'endriny mampiavaka azy izy, ary mamoaka sary manintona amin'ny "Instagram". Manana mpanaraka an-tapitrisany maro izy eo aminy "Instagram".

Tantaram-piainany

[hanova | hanova ny fango]

Niseho teo amin'ny fonon'ny gazety sixty izy, tamin'ny volana decembre 2016

Ny fiainany manokana

[hanova | hanova ny fango]

Nanana fotoana niarahana vetivety tamin'ilay mpihira "rap" Tyga izy, tamin'ny volana may 2016

Loaharano

[hanova | hanova ny fango]

1.https://www.gala.fr/stars_et_gotha/demi_rose

2.https://fr.wikipedia.org/wiki/Demi_Rose