Hagåtña
Fiseho
15°29′N 144°45′E / 15.483°N 144.750°E
| Hagåtña | ||
| Velarantany | 2,6 km2 | |
| Isan'ny mponina | 943 | |
| Tanàn-dehibe | ||
| Ben'ny tanàna | ||
| Firenena | ||
| Fanjakana | Guam | |
| Faritany | ||
| Faritra | ||
| Tanàna mifanolo-bodirindrina | ||

Hagåtña (Agaña taloha amin'ny teny espaniola) dia renivohitry ny nosy Guam ary toby miaramila ao
Etazonia
. Any amin'ny morontsiraka andrefana no misy ilay tanàna, akaikin'ny seranan'i Apra Harbor.
Naorin'i
Espaina tamin'ny 1668 tamin'ny anarana hoe Agana, io no tanàna "Eoropeana" tranainy indrindra any Pasifika. Any amin’ny morontsiraka andrefan’ny nosy Guam no misy azy io, any avaratry ny seranan-tsambon’i Apra Harbor. Ankehitriny, renivohitr'i Guam izy io, ary misy seranam-piaramanidina iraisam-pirenena eo akaiky eo.
Jeografia
[hanova | hanova ny fango]Ny isam-ponina dia 943.
Jereo koa
[hanova | hanova ny fango]| I Wikimedia Commons dia manana aino aman-jery mikasika an'i : Hagåtña, Guam |