Hôlmiôma
Fiseho
Ny hôlmiôma dia metaly mivolom-bolafotsy, somary makitroka sady mora volavolaina, ao amin' ny vondron' ny lantanida sady anisan' ny metaly mavesatra ao amin' ny tany hamatra. Aseho amin' ny alalan' ny eva Ho izy sy manana laharana atômika 67 ary manana lanja isam-bentin-kadiry 8,79 mg/sm3.