Hankany amin'ny vontoatiny

Gymnanthemum extensum

Avy amin'i Wikipedia
Gymnanthemum extensum

Ny Gymnanthemum extensum dia karazana kirihitra ao amin' ny fianakaviana Asteraceae. Izy io dia kitrihitra manana haavo hatramin' ny 8 m na hazo kely maniry amin' ny haavo 1,200 - 2,100 m ambonin' ny haabon' ny ranomasina any amin' ny ala misokatra na alan-kirihitra any amin' ny tehezan-tendrombohitra sy lohasaha ary amoron-dalana.

Any Sina Atsimo (Guizhou, Yunnan) sy any amin' ny faritra Himalaya (Sikkim, Nepaly, Botàna) ary any amin' ny lembalemba Shan (Mianmara, Tailandy). Nambolena tany Tailandy an-jaridaina hahazoana raviny hatao hanaovana fanafody sy noho ny fofon' ny voniny.