Hankany amin'ny vontoatiny

Guantánamo

Avy amin'i Wikipedia

20°08′N 75°13′W / 20.133°N 75.217°W / 20.133; -75.217

Guantánamo
-
Velarantany741,4 km2
Isan'ny mponina222,781
Tanàn-dehibe
Ben'ny tanàna
Firenena Kioba
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaGuantánamo
Guantánamo (tanàna - (mena) sy faritany (mavo)

Kaominina sy tanàna any atsimo atsinanan'i  Kiobà i Guantánamo ary renivohitry ny Faritanin'i Guantánamo.

Ny seranan-tsambon'i Caimanera no miandraikitra an'i Guantánamo, akaikin'ny toerana misy ny toby miaramila amerikana. Mamokatra fary sy landihazo io faritra io.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]