Hankany amin'ny vontoatiny

Guairá

Avy amin'i Wikipedia

25°45′S 56°26′W / 25.750°S 56.433°W / -25.750; -56.433

Guairá
-
Velarantany3,846 km2
Haavo100−200 m
Isan'ny mponina179,555
Ben'ny tanàna
Firenena Paragoay
Fanjakana
FaritanyGuairá
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaGuairá
CAMINO AL CERRO AKATÍ PARAGUAY

Guairá, dia iray amin'ireo departemanta fito ambin'ny folo ao  Paragoay. Ny renivohitra sady tanàna be mponina indrindra dia Villarrica.

Any amin'ny tapany atsimon'ny firenena no misy azy. Natsangana tamin'ny 1906 izy io.

Mizara ho kaominina 18 manaraka ireto ny departemanta: