Podicipedidae
Fiseho
(tonga teto avy amin'ny Grioba)


Ny Podicipedidae dia vorona mpitsitrika anaty rano ao amin' ny lamina Podicipediformes. Ny karazana ao amin' ny Podicipedidae dia vorona miparitaka be amin' ny ranomamy, ary misy karazana hita any amin' ny toeram-ponenana an-dranomasina mandritra ny fifindra-monina sy ny ririnina. Ny ankamaroan' ny Podicipedidae dia manidina, na dia misy karazana tsy manidina aza, indrindra fa any amin' ny farihy miorina. Ny lamina Podicipediformes dia misy fianakaviana tokana, ny Podicipedidae, izay ahitana karazana 22 amin' ny vondron-karazana enina mbola misy. Amin' ny teny malagasy izy ireo dia atao hoe kiborano, tsiriry, vivy.
Vondron-karazana sy karazana
[hanova | hanova ny fango]- Podiceps
- Podiceps grisegena
- Podiceps cristatus
- Podiceps auritus
- Podiceps nigricollis
- Podiceps andinus †
- Podiceps major
- Podiceps occipitalis
- Podiceps taczanowskii
- Podiceps gallardoi
- Tachybaptus
- Tachybaptus ruficollis
- Tachybaptus novaehollandiae
- Tachybaptus pelzelnii
- Tachybaptus rufolavatus †
- Tachybaptus dominicus
- Aechmophorus
- Aechmophorus occidentalis
- Aechmophorus clarkii
- Rollandia
- Rollandia rolland
- Rollandia microptera
- Poliocephalus
- Poliocephalus poliocephalus
- Poliocephalus rufopectus
- Podilymbus
- Podilymbus podiceps
- Podilymbus gigas †