Gossypieae
Fiseho

Ny Gossypieae dia fokon-javamaniry ao amin' ny zana-pianakaviana Malvoideae ao amin'ny fianakaviana Malvaceae. Anisan' izany ny landihazo (Gossypium). Izy io dia miavaka amin' ny Hibisceae noho ny firafitry ny tsaika sy ny fananany fihary tsy manam-paharoa izay afaka manamboatra ny fandoko gôsipôly.
Vondron-karazana
[hanova | hanova ny fango]- Cephalohibiscus Ulbr.
- Cienfuegosia Cav.
- Gossypioides Skovst. ex J.B. Hutch.
- Gossypium L.
- Hampea Schltdl.
- Kokia Lewton
- Lebronnecia Fosberg
- Thepparatia Phuph.
- Thespesia Sol. ex Correa