Goodeniaceae
Fiseho

Ny Goodeniaceae dia fianakavian-javamaniry dikôtiledôna ao amin' ny filaharana Campanulidae; ahitana karazana 400 eo ho eo mitsinjara amina vondron-karazana 11 ka hatramin' ny 12. Izy ireo dia miseho amin' ny endrika zavamaniry ahitra, hazobotry na hazo ny sasany. Maniry isan-taona na maharitra, indraindray manao fôtôsentezy amin' ny alalan' ny tahony. Maniry manomboka any amin' ny faritra manana toetany antonony any amin' ny ilabolantany atsimo ka hatrany amin' ny faritra trôpikaly izy ireo.
Vondron-krazana
[hanova | hanova ny fango]
Araka ny Angiosperm Phylogeny Website (12 nôv. 2015) sy ny National Center for Biotechnology Information (12 nôv. 2015) dia indreto ny vondron-karazana ao amin' ny Goodeniaceae:
- Anthotium R.Br.
- Brunonia Sm.
- Coopernookia Carolin
- Dampiera R.Br.
- Diaspasis R.Br.
- Goodenia Sm.
- Leschenaultia R.Br.
- Pentaptilon E.Pritz.
- Scaevola L.
- Selliera Cav.
- Velleia Sm.
- Verreauxia Benth.