Hankany amin'ny vontoatiny

Glasgow

Avy amin'i Wikipedia
Glasgow
-
Velarantany175 km2
Haavo
Isan'ny mponina635,640
Renivohitra-
Ben'ny tanàna
Firenena Ekosy -  Fanjakana Mitambatra
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrinaGlasgow

I Glasgow dia tanàna ao amin'ny  Ekosy, ao  Fanjakana Mitambatra. Miaraka amin'ny mponina 635,640 mahery, Glasgow no tanàna lehibe indrindra any  Ekosy, alohan'ny Edinburgh, ary tanàna fahatelo lehibe indrindra any Fanjakana Mitambatra taorian'ny Lôndôna sy Birmingham.